The Bible Software
bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 8 › Bokin'i Josoa 8:12

Bokin'i Josoa 8:12

Dia naka olona tokony ho dimy arivo lahy izy ka nampanotrika azy teo anelanelan’ i Betela sy Ay, andrefan’ ny tanàna.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he took about five thousand men, and set them to lie in ambush between Bethel and Ai, on the west side of the city.

In Context

11Ary ny vahoaka rehetra mpanafika, izay niaraka tamin’ i Josoa, dia niakatra ka nanakaiky sy nanandrify ny tanàna; ary nitoby teo avaratr’ i Ay izy, ka ny lohasaha no teo anelanelan’ izy sy Ay.

13Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan’ ny tanàna, dia nandeha nankeo amin’ ny lohasaha Josoa tamin’ izany alina izany.

Read all of Bokin'i Josoa 8

Cross References

Joshua 8:13Ary rehefa voalahatry ny vahoaka ny toby rehetra izay teo avaratry ny tanàna sy ny otrika teo andrefan’ ny tanàna, dia nandeha nankeo amin’ ny lohasaha Josoa tamin’ izany alina izany.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'i Josoa 8:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'i Josoa 8:11Bokin'i Josoa 8Bokin'i Josoa 8:13 →