bible.software › Bokin'i Josoa › Bokin'i Josoa 8 › Bokin'i Josoa 8:25
Bokin'i Josoa 8:25
Ary izay rehetra maty tamin’ izany andro izany, na lehilahy na vehivavy, dia roa arivo amby iray alina, dia ny mponina rehetra tao Ay.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And so it was, that all that fell that day, both of men and women, were twelve thousand, even all the men of Ai.
In Context
24Ary rehefa namono ny mponina rehetra tao Ay tany an-tsaha ny Isiraely, dia tany amin’ ny efitra nanenjehany azy, ka lavo tamin’ ny lelan-tsabatra avokoa izy rehetra mandra-pahalany ritrany, dia niverina tany Ay ny Isiraely rehetra ka namely azy tamin’ ny lelan-tsabatra.
26Ary Josoa tsy nampihemotra ny tànany izay nanondro tamin’ ny lefona mandra-pandringana ny mponina rehetra tao Ay.
Read all of Bokin'i Josoa 8
This Verse In Other Editions
Study Bokin'i Josoa 8:25