bible.software › Epistily nosoratan'i Joda › Epistily nosoratan'i Joda 1 › Epistily nosoratan'i Joda 1:10
Epistily nosoratan'i Joda 1:10
Fa ireo kosa dia miteny ratsy izay zavatra rehetra tsy fantany akory; ary izay zavatra fantany fotsiny, tahaka ny fahalalan’ ny biby tsy manan-tsaina kosa, no animbany ny tenany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But these speak evil of those things which they know not: but what they know naturally, as brute beasts, in those things they corrupt themselves.
In Context
9Fa Mikaela arikanjely aza, raha niady tamin’ ny devoly ka nifanditra ny amin’ ny fatin’ i Mosesy, dia tsy sahy niteny ratsy hahameloka azy, fa hoy izy: “Hananatra anao anie Jehovah”.
11Hahita loza izy! fa efa nandeha tamin’ ny lalan’ i Kama, sady efa nimaona fatratra hanaraka ny fahadisoan’ i Balama hahazoany tamby, ary efa ringana tamin’ ny fiodinan’ i Kora izy.
Read all of Epistily nosoratan'i Joda 1
Cross References
Romans 1:21fa na dia nahalala an’ Andriamanitra aza izy, dia tsy mba nankalaza Azy toy izay miendrika ho an’ Andriamanitra, na nisaotra Azy, fa tonga zava-poana izy tamin’ ny fisainany, ary tonga maizina ny fony donto.
This Verse In Other Editions
Study Epistily nosoratan'i Joda 1:10