bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:11
Bokin'ny Mpitsara 1:11
Dia niala tao izy ka nandeha hiady amin’ ny mponina any Debira (Kiriata-sefera no anaran’ i Debira taloha).
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And from thence he went against the inhabitants of Debir: and the name of Debir before was Kirjath-sepher:
In Context
10Dia nandeha Joda hiady amin’ ny Kananita, izay nonina tany Hebrona (Kiriat-arba no anaran’ i Hebrona taloha), ka namono an’ i Sesay sy Ahimana ary Talmay.
12Ary hoy Kaleba: Izay mamely an’ i Kiriata-sefera ka mahafaka azy dia homeko azy Aksa zanako-vavy ho vadiny.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
Cross References
Joshua 10:38Dia niverina Josoa sy ny Isiraely rehetra teo aminy ka nankany Debira ary namely azy;
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:11