bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:14
Bokin'ny Mpitsara 1:14
Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin’ ny borikiny izy, ka hoy Kaleba taminy: Inona moa no ilainao?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when she came to him, that she moved him to ask of her father a field: and she lighted from off her ass; and Caleb said unto her, What wilt thou?
In Context
13Ary Otniela, zanakalahin’ i Kenaza, zandrin’ i Kaleba, no nahafaka azy; ka dia nomeny azy Aksa zananivavy ho vadiny.
15Ary hoy izy: Omeo tso-drano aho; fa tany tsy misy rano no nomenao ahy ka mba omeo loharano koa aho. Dia nomen’ i Kaleba azy ny loharano ambony sy ny loharano ambany.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
Cross References
Joshua 15:18Ary rehefa voampakatra ravehivavy, dia nanome vava ny lahy hangataka saha tamin-drainy; dia niala faingana tamin’ ny borikiny ravehivavy, ka hoy Kaleba taminy: Inona no ilainao?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:14