bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:28
Bokin'ny Mpitsara 1:28
Fa rehefa nihahery kosa ny Isiraely, dia nampanaoviny fanompoana ny Kananita, fa tsy nandroaka azy rehetra izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when Israel was strong, that they put the Canaanites to tribute, and did not utterly drive them out.
In Context
27Ary Manase tsy nahafaka an’ i Beti-sana sy ny zana-bohiny, na Tanaka sy ny zana-bohiny, sady tsy naharoaka ny mponina tany Dora sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Ibleama sy ny zana-bohiny, na ny mponina tany Megido sy ny zana-bohiny, satria tian’ ny Kananita hitoerana indrindra izany tany izany.
29Ary Efraima tsy nandroaka ny Kananita, izay nonina tany Gazera; fa nonina teo aminy tany Gazera ny Kananita.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
Cross References
Genesis 9:26Ary hoy koa izy: Isaorana anie Jehovah, Andriamanitr’ i Sema; Ary aoka Kanana ho andevony.
Joshua 17:13Fa rehefa nihahery ny Zanak’ Isiraely dia nampanao fanompoana ny Kananita izy, fa tsy nandroaka azy rehetra.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:28