bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:32
Bokin'ny Mpitsara 1:32
fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany ny taranak’ i Asera, fa tsy nandroaka azy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the Asherites dwelt among the Canaanites, the inhabitants of the land: for they did not drive them out.
In Context
31Asera tsy nandroaka ny mponina tany Ako, na ny mponina tany Sidona, na ny tany Alaba, na ny tany Akziba, na ny tany Helba, na ny tany Afika, na ny tany Rehoba;
33Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:32