The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:33

Bokin'ny Mpitsara 1:33

Naftaly tsy nandroaka ny mponina tany Beti-semesy, na ny mponina tany Bet-anata; fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany izy, kanefa nampanaoviny fanompoana ny mponina tany Beti-semesy sy Bet-anata.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Neither did Naphtali drive out the inhabitants of Beth-shemesh, nor the inhabitants of Beth-anath; but he dwelt among the Canaanites, the inhabitants of the land: nevertheless the inhabitants of Beth-shemesh and of Beth-anath became tributaries unto them.

In Context

32fa nonina teo amin’ ny Kananita tompon-tany ny taranak’ i Asera, fa tsy nandroaka azy.

34Ary ny Amorita nanesika ny taranak’ i Dana ho any amin’ ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin’ ny tany lemaka,

Read all of Bokin'ny Mpitsara 1

Cross References

Joshua 19:32Ary ny loka fahenina dia an’ ny taranak’ i Naftaly isam-pokony.

Judges 1:30Zebolona tsy nandroaka ny mponina tany Kitrona, na ny mponina tany Nahalola; fa nonina teo aminy ny Kananita ka nampanaovina fanompoana.

Psalms 18:24Tsy nanan-tsiny taminy aho sady niaro tena tsy ho azon’ ny fahotako;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitsara 1:33

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitsara 1:32Bokin'ny Mpitsara 1Bokin'ny Mpitsara 1:34 →