bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:35
Bokin'ny Mpitsara 1:35
fa tian’ ny Amorita hitoerana indrindra ny tendrombohitra Heresa sy ny tany Aialona sy Salbima; nefa nahery ny tanan’ ny taranak’ i Josefa, ka dia nampanaovina fanompoana ireo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
But the Amorites would dwell in mount Heres in Aijalon, and in Shaalbim: yet the hand of the house of Joseph prevailed, so that they became tributaries.
In Context
34Ary ny Amorita nanesika ny taranak’ i Dana ho any amin’ ny tany havoana, fa tsy namela azy hidina ho any amin’ ny tany lemaka,
36Ary ny fari-tanin’ ny Amorita dia hatramin’ ny fiakarana Akrabima ka hatramin’ ilay harambato no ho mankany.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
Cross References
Joshua 19:42sy Salabima sy Aialona sy Jitla
Judges 12:12Dia maty Elona Zebolonita ka nalevina tany Aialona ao amin’ ny tanin’ ny Zebolona.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:35