bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 1 › Bokin'ny Mpitsara 1:8
Bokin'ny Mpitsara 1:8
Ary namely an’ i Jerosalema ny taranak’ i Joda, ka nahafaka azy, dia namely azy tamin’ ny lelan-tsabatra ka nandoro ny tanàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Now the children of Judah had fought against Jerusalem, and had taken it, and smitten it with the edge of the sword, and set the city on fire.
In Context
7Ary hoy Adoni-bezeka: Mpanjaka fito-polo voatapaka ny ankihiben-tànany sy ny ankihiben-tongony no nitsindroka hanina teo ambanin’ ny latabatro; ka mba tahaka ny nataoko ihany lahy ity no navalin’ Andriamanitra ahy! Ary nentin’ ireo ho any Jerosalema izy ka maty tany.
9Ary rehefa afaka izany, dia nidina ny taranak’ i Joda hiady amin’ ny Kananita izay nonina tany amin’ ny tany havoana sy tany amin’ ny tany atsimo ary tany amin’ ny tany lemaka amoron-tsiraka.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 1
Cross References
Joshua 15:63Ary ny amin’ ny Jebosita, mponina any Jerosalema, dia tsy naharoaka azy ny taranak’ i Joda; fa miara-monina amin’ ny taranak’ i Joda any Jerosalema mandraka androany izy ireny.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 1:8