bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 13 › Bokin'ny Mpitsara 13:12
Bokin'ny Mpitsara 13:12
Dia hoy Manoa: Raha tanteraka ilay teninao, ahoana ange no hitondranay ny zaza, ary inona no ho asany?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Manoah said, Now let thy words come to pass. How shall we order the child, and how shall we do unto him?
In Context
11Dia nitsangana Manoa ka nandeha nanaraka ny vadiny, dia nankany amin-dralehilahy ka nanao taminy hoe: Hianao moa ilay lehilahy niteny tamin-dravehivavy? Dia hoy Izy: Eny, Izaho no Izy.
13Ary hoy Ilay Anjelin’ i Jehovah tamin’ i Manoa: Izay rehetra efa nolazaiko tamin-dravehivavy dia aoka hotandremany avokoa.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 13
Cross References
Psalms 143:8Ampandreneso ny famindram-ponao aho nony maraina, Fa Hianao no itokiako; Ampahalalao ahy izay lalana tokony halehako, Fa aminao no ananganako ny fanahiko.
Proverbs 22:6Zaro amin’ izay lalana tokony halehany ny zaza, Ka na rehefa antitra aza izy, dia tsy hiala amin’ izany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 13:12