The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 16 › Bokin'ny Mpitsara 16:11

Bokin'ny Mpitsara 16:11

Dia hoy kosa izy taminy: Raha mahazaka vaovao izay tsy mbola nanaovan-draharaha no amatorany ahy mafy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And he said unto her, If they bind me fast with new ropes that never were occupied, then shall I be weak, and be as another man.

In Context

10Ary hoy Delila tamin’ i Samsona: Indro, efa namitaka ahy ianao ka nilaza lainga tamiko; ankehitriny, masìna ianao, lazao amiko izay hahazoana mamatotra anao.

12Dia naka mahazaka vaovao Delila, ka namatorany azy, dia hoy izy taminy: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Ary nisy mpanotrika nitoetra tao an’ efi-trano. Dia notosan’ i Samsona ho afaka amin’ ny sandriny ireny tahaka ny fahamaiton’ ny taretra.

Read all of Bokin'ny Mpitsara 16

Cross References

Proverbs 13:3Izay mahambim-bava no miaro ny ainy; Fa izay vavàna dia haringana.

Proverbs 29:25Mamandrika ny tahotra olona; Fa izay matoky an’ i Jehovah no hovonjena.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitsara 16:11

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitsara 16:10Bokin'ny Mpitsara 16Bokin'ny Mpitsara 16:12 →