bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 16 › Bokin'ny Mpitsara 16:8
Bokin'ny Mpitsara 16:8
Dia niakatra nankany aminy ireo andrianan’ ny Filistina nitondra tady vaovao fito izay tsy mbola maina, dia namatotra azy tamin’ ireny ravehivavy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Then the lords of the Philistines brought up to her seven green withs which had not been dried, and she bound him with them.
In Context
7Dia hoy Samsona taminy: Raha tady vaovao fito izay tsy mbola maina no amatorany ahy, dia ho osa aho ka ho tahaka ny olon-kafa.
9Ary nisy lehilahy nanotrika ka nitoetra taminy tao an’ efi-trano. Dia hoy ravehivavy tamin’ i Samsona: Hamely anao ny Filistina, ry Samsona! Dia notosany ny tady, tahaka ny fahamaiton’ ny taretra rongony, raha lelafin’ ny afo. Dia tsy fantatra ny heriny.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 16
Cross References
Ecclesiastes 7:26ka hitako fa mangidy noho ny fahafatesana ny vehivavy, izay fandrika sy harato ny fony, sady famatorana ny tànany; nefa izay ankasitrahan’ Andriamanitra dia ho afa-mandositra azy, fa ny mpanota ihany no ho azony.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 16:8