Bokin'ny Mpitsara 17:11
Ary nanaiky hitoetra tao amin-dralehilahy ilay Levita, ka dia tonga tahaka ny zanany izy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the Levite was content to dwell with the man; and the young man was unto him as one of his sons.
In Context
12Dia natokan’ i Mika ilay Levita, ka dia tonga mpisorony izy ary nitoetra tao an-tranon’ i Mika.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 17
Cross References
Judges 17:8Ary ralehilahy niala tao an-tanàna Betlehema-joda hivahiny any amin’ izay azony hitoerana; ary nony nandeha izy, dia tonga tany amin’ ny tany havoan’ i Efraima tao an-tranon’ i Mika.