bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 18 › Bokin'ny Mpitsara 18:16
Bokin'ny Mpitsara 18:16
Ary ny enin-jato lahy efa voaomana tamin’ ny fiadiany, izay avy tamin’ ny taranak’ i Dana, dia nijanona teo anoloan’ ny vavahady.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the six hundred men appointed with their weapons of war, which were of the children of Dan, stood by the entering of the gate.
In Context
15Dia nivily tao izy ka tonga tao an-tranon’ ilay Levita zatovo, dia tao an-tranon’ i Mika, ka niarahaba azy.
17Ary niakatra izy dimy lahy, izay nandeha hisafo ny tany, dia niditra ka naka ny sarin-javatra voasokitra sy ny efoda sy ny terafima ary ny sarin-javatra an-idina; ary ny mpisorona mbamin’ ny enin-jato lahy efa voaomana tamin’ ny fiadiany nijanona teo anoloan’ ny vavahady.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 18
Cross References
Judges 18:11Dia nisy niainga avy tamin’ ny fokon’ i Dana, avy tany Zora sy Estaola, dia enin-jato lahy efa voaomana tamin’ ny fiadiany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 18:16