bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 19 › Bokin'ny Mpitsara 19:14
Bokin'ny Mpitsara 19:14
Dia nandroso izy ka nandeha; ary raha mbola teo akaiky an’ i Gibea, izay an’ ny Benjamita, izy, dia nilentika ny masoandro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And they passed on and went their way; and the sun went down upon them when they were by Gibeah, which belongeth to Benjamin.
In Context
13Ary hoy izy tamin’ ny zatovony: Andeha isika hankamin’ ny anankiray amin’ ireto tanàna ireto, dia any Gibea, na any Rama, ka handry any.
15Ka dia nivily teo izy handeha handry any Gibea; ary niakatra izy ka nipetraka teo amin’ ny kianjan’ ny tanàna; fa tsy nisy olona nampiantrano azy handry tao an-tranony.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 19
Cross References
Judges 19:16Ary, indro, nisy lehilahy anti-panahy avy niasa tany an-tsaha nony hariva, sady olona avy any amin’ ny tany havoan’ i Efraima koa izy, saingy nitoetra tany Gibea, fa ny mponina tao amin’ izany tanana izany dia Benjamita.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 19:14