bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 20 › Bokin'ny Mpitsara 20:30
Bokin'ny Mpitsara 20:30
Dia niakatra ny Zanak’ Isiraely tamin’ ny andro fahatelo hiady amin’ ny taranak’ i Benjamina ka nilahatra tandrifin’ i Gibea tahaka ilay teo aloha ihany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And the children of Israel went up against the children of Benjamin on the third day, and put themselves in array against Gibeah, as at other times.
In Context
29Ary nasian’ ny Isiraely otrika manodidina an’ i Gibea.
31Dia nivoaka ny taranak’ i Benjamina hiady tamin’ ny olona ka voatarika niala tamin’ ny tanàna izy ary nanomboka namely sy nahafaty ny olona tahaka ny teo aloha, dia tokony ho telo-polo lahy teo amin’ ny Isiraely tany an-tsampanan-dalana, miakatra ho any Betela ny anankiray, ary ny anankiray kosa ho any Gibea any an-tsaha.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 20
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 20:30