bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 3 › Bokin'ny Mpitsara 3:30
Bokin'ny Mpitsara 3:30
Dia resin’ ny tanan’ ny Isiraely ny Moabita tamin’ izany andro izany. Ary nandry valo-polo taona ny tany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So Moab was subdued that day under the hand of Israel. And the land had rest fourscore years.
In Context
29Dia namono ny Moabita tokony ho iray alin-dahy tamin’ izany andro izany izy, samy olona vaventy sady mahery izy rehetra; ary tsy nisy afaka nandositra na dia iray akory aza.
31Ary nanarakaraka azy Samgara, zanak’ i Anata, izay namely ny Filistina enin-jato lahy tamin’ ny fanindronan-omby; dia namonjy ny Isiraely koa izy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 3
Cross References
Judges 3:11Dia nandry ny tany efa-polo taona. Ary maty Otniela, zanak’ i Kenaza.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 3:30