Bokin'ny Mpitsara 4:23
Dia naetrin’ Andriamanitra teo anoloan’ ny Zanak’ Isiraely tamin’ izany andro izany Jabina, mpanjakan’ i Kanana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
So God subdued on that day Jabin the king of Canaan before the children of Israel.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 4
Cross References
Nehemiah 9:24Dia niditra ny zanany ka nandova ny tany, ary nampietrenao teo anoloany ny Kananita tompon-tany, dia natolotrao ho eo an-tanany ireo mbamin’ ny mpanjakany sy ny vahoakany hanaovany azy araka ny sitrapony.
Psalms 18:47Velona Jehovah; isaorana anie ny Vatolampiko; asandratra anie Andriamanitry ny famonjena ahy,
Psalms 81:14Enga anie ka hihaino Ahy ny oloko, dia handeha amin’ ny lalako ny Isiraely;
Hebrews 11:33izay nandresy fanjakana tamin’ ny finoana, niasa fahamarinana; nahazo teny fikasana, nanakombona ny vavan’ ny liona,