Bokin'ny Mpitsara 5:10
Hianareo izay mitaingina borikivavy fotsy, ianareo izay mipetraka amin’ ny lamba fitoerana, ary ianareo koa izay mandeha amin’ ny lalana, samia milaza.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Speak, ye that ride on white asses, ye that sit in judgment, and walk by the way.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 5
Cross References
Judges 10:4Ary nanana zanakalahy telo-polo izay nitaingina zana-boriky telo-polo izy, ary izy ireo nanana tanàna telo-polo any amin’ ny tany Gileada; ary atao hoe Havota-jaïra mandraka androany ireo.
Psalms 105:2Mihirà ho Azy, mankalazà Azy; Saintsaino ny fahagagana rehetra ataony.
Psalms 145:5Ny lazan’ ny voninahitry ny fiandriananao Sy ny asanao mahagaga no hosaintsainiko.
Isaiah 28:6Ary ho fanahy fitsarana ho an’ izay mipetraka eo amin’ ny fitsarana, sy ho hery ho an’ izay mampiverina ny ady hatreo am-bavahady.