Bokin'ny Mpitsara 6:36
Ary hoy Gideona tamin’ Andriamanitra: Raha ny tanako no hamonjenao ny Isiraely araka izay efa nolazainao,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Gideon said unto God, If thou wilt save Israel by mine hand, as thou hast said,
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 6
Cross References
Judges 6:14Dia nitodika nijery azy Jehovah ka nanao hoe: Mandehana amin’ izao herinao izao, ka vonjeo ny Isiraely amin’ ny tanan’ ny Midiana; tsy efa naniraka anao va Aho?
2 Kings 20:9Dia hoy Isaia: Izao no famantarana ho anao avy amin’ i Jehovah hahalalanao fa Jehovah hanao izay zavatra nolazainy: handroso hàdiny folo va ny aloka, sa hiverina hàdiny folo?
Isaiah 7:11Mangataha famantarana amin’ i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin’ ny lalina ambany, na ho avy amin’ ny avo ambony.
Matthew 16:1Ary ny Fariseo sy ny Sadoseo nankeo aminy, dia naka fanahy Azy ka nangataka Azy haneho famantarana aminy avy any an-danitra.