Bokin'ny Mpitsara 6:40
Dia nataon’ Andriamanitra izany tamin’ ny alin’ iny, ka ny volon’ ondry ihany no maina, fa ny tany rehetra kosa dia lenan’ ny ando.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And God did so that night: for it was dry upon the fleece only, and there was dew on all the ground.
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 6
Cross References
Isaiah 7:11Mangataha famantarana amin’ i Jehovah Andriamanitrao; eny, mangataha na ho avy amin’ ny lalina ambany, na ho avy amin’ ny avo ambony.