Bokin'ny Mpitsara 6:7
Ary raha nitaraina tamin’ i Jehovah ny Zanak’ Isiraely noho ny Midiana,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And it came to pass, when the children of Israel cried unto the LORD because of the Midianites,
In Context
6Ary dia nahantra indrindra ny Isiraely noho ny Midiana, ka nitaraina tamin’ i Jehovah izy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 6
Cross References
Judges 3:9Dia nitaraina tamin’ i Jehovah ny Zanak’ Isiraely, ary Jehovah nanangana mpamonjy ho an’ ny Zanak’ Isiraely, izay namonjy azy, dia Otniela, zanakalahin’ i Kenaza, zandrin’ i Kaleba.
Psalms 106:44Kanefa nijery ny fahoriany ihany Izy. Raha nandre ny fitarainany;