The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 7 › Bokin'ny Mpitsara 7:10

Bokin'ny Mpitsara 7:10

Fa raha matahotra hidina ianao, dia aoka hidina miaraka aminao ho any amin’ ny toby Pora zatovonao;

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

But if thou fear to go down, go thou with Phurah thy servant down to the host:

In Context

9Ary tamin’ izany alina izany dia hoy Jehovah tamin’ i Gideona: Mitsangàna, midìna ho any amin’ ny toby ianao; fa efa natolotro eo an-tananao io.

11dia ho renao izay lazain’ ny olona, ary rehefa afaka izany, dia hampaherezina ny tananao hidinanao any amin’ ny toby. Dia nidina niaraka tamin’ i Pora zatovony izy ho any an-tsisin’ ny olona efa voaomana hiady, izay teo amin’ ny toby.

Read all of Bokin'ny Mpitsara 7

Cross References

Exodus 4:10Ary hoy Mosesy tamin’ i Jehovah: Tompo ô, mifona aminao aho, olona tsy mahay mandaha-teny aho, na hatrany aloha, na hatramin’ izao itenenanao amin’ ny mpanomponao izao aza; fa votsa vava sy miadam-piteny aho.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitsara 7:10

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitsara 7:9Bokin'ny Mpitsara 7Bokin'ny Mpitsara 7:11 →