bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 7 › Bokin'ny Mpitsara 7:17
Bokin'ny Mpitsara 7:17
Dia hoy izy taminy: Mijere ahy ianareo, ka manaova araka izay ataoko; ary, indro, raha mankany amin’ ny sisin’ ny toby aho, dia izay ataoko ihany no mba ataovinareo koa.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he said unto them, Look on me, and do likewise: and, behold, when I come to the outside of the camp, it shall be that, as I do, so shall ye do.
In Context
16Dia nozarainy telo toko ny telon-jato lahy, ary samy nomeny anjomara iray avy ho eny an-tànany ary siny tsy nisy rano sy fanilo tao anatin’ ny siny.
18Raha mitsoka ny anjomara izaho sy izay miaraka amiko, dia mba mitsofa ny anjomara manodidina ny toby rehetra koa ianareo, ka miantsoa hoe: An’ i Jehovah sy Gideona!
Read all of Bokin'ny Mpitsara 7
Cross References
Matthew 16:24Dia hoy Jesosy tamin’ ny mpianany: Raha misy olona ta-hanaraka Ahy, aoka izy handà ny tenany sy hitondra ny hazo fijaliany ka hanaraka Ahy.
Hebrews 13:7Tsarovy ny mpitondra anareo, izay efa nitory ny tenin’ Andriamanitra taminareo; hevero ny niafaran’ ny fiainany, ka araho ny finoany.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 7:17