bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 8 › Bokin'ny Mpitsara 8:17
Bokin'ny Mpitsara 8:17
Ary nandrava ny tilikambo tao Penoela koa izy ka namono ny lehilahy tao an-tanàna.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And he beat down the tower of Penuel, and slew the men of the city.
In Context
16Dia naka ny loholona tao an-tanàna izy ary tsilo avy tany an-efitra sy sampivato, ka ireny no namaizany ny mponina tao Sokota.
18Dia hoy izy tamin’ i Zebaha sy Zalmona: Lehilahy toy inona ange izay novonoinareo tany Tabara? Ary hoy izy roa lahy: Tahaka anao ihany izy. Nitarehin-janak’ andriana avokoa izy rehetra.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 8
Cross References
Judges 8:9Dia niteny tamin’ ny mponina tao Penoela izy ka nanao hoe: Raha tafaverina soa aman-tsara aho, dia horavako ity tilikambo ity.
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 8:17