Bokin'ny Mpitsara 8:31
Ary ny vaditsindranony, izay tany Sekema, dia niteraka zazalahy taminy koa, ka ny anarany nataony hoe Abimeleka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And his concubine that was in Shechem, she also bare him a son, whose name he called Abimelech.
In Context
30Ary Gideona nanan-janaka fito-polo lahy izay naterany: fa maro vady izy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 8
Cross References
Genesis 16:15Ary Hagara dia niteraka zazalahy tamin’ i Abrama; ary ny anaran’ ny zanany izay naterany dia nataon’ i Abrama hoe Isimaela.
Genesis 22:24Ary ny vaditsindranony, izay atao hoe Reoma, izy koa dia niteraka an’ i Teba sy Gahama sy Tahasy ary Meaka.
Judges 9:18nefa ianareo kosa niodina tamin’ ny taranaky ny raiko androany ka namono ny zanany fito-polo lahy teo ambonin’ ny vato iray, ary Abimeleka, zanaky ny ankizivaviny, no nampanjakainareo tamin’ ny mponina ao Sekema, satria rahalahinareo izy),