Bokin'ny Mpitsara 9:11
Dia hoy ny aviavy taminy: Ho foiko va ny fahamamiako sy ny vokatro tsara, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
10Ary hoy ny hazo tamin’ ny aviavy: Avia ianao ka manjakà aminay.
12Dia hoy ny hazo tamin’ ny voaloboka: Avia ianao, ka manjakà aminay.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
Cross References
Luke 13:6Ary nanao ity fanoharana ity Izy hoe: Nisy olona nanana aviavy nambolena teo an-tanim-boalobony; dia nankeo izy nitady voa taminy, fa tsy nahita.