The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 9 › Bokin'ny Mpitsara 9:12

Bokin'ny Mpitsara 9:12

Dia hoy ny hazo tamin’ ny voaloboka: Avia ianao, ka manjakà aminay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Then said the trees unto the vine, Come thou, and reign over us.

In Context

11Dia hoy ny aviavy taminy: Ho foiko va ny fahamamiako sy ny vokatro tsara, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?

13Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko, izay mahafaly an’ Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?

Read all of Bokin'ny Mpitsara 9

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Mpitsara 9:12

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Mpitsara 9:11Bokin'ny Mpitsara 9Bokin'ny Mpitsara 9:13 →