Bokin'ny Mpitsara 9:13
Fa hoy ny voaloboka taminy: Ho foiko va ny ranoko, izay mahafaly an’ Andriamanitra sy ny olona, ka handeha hitsingevingevina erỳ ambony hazo aho?
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
12Dia hoy ny hazo tamin’ ny voaloboka: Avia ianao, ka manjakà aminay.
14Ary hoy ny hazo rehetra tamin’ ny tsilo: Avia ianao, ka manjakà aminay.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
Cross References
Numbers 15:7ary divay ampahatelon’ ny hina no haterinao ho fanatitra aidina, ho hanitra ankasitrahana ho an’ i Jehovah.
Psalms 104:15Ary divay izay mampifaly ny olona, ka mampinendonendo ny tavany mihoatra noho ny diloilo, Ary mofo hanohanana ny ain’ ny olona.
Ecclesiastes 10:19Ataony laolao ny hanina, ary ny divay no maharavoravo ny aina, ary ny vola no hahazoana ny zavatra rehetra.