Bokin'ny Mpitsara 9:18
nefa ianareo kosa niodina tamin’ ny taranaky ny raiko androany ka namono ny zanany fito-polo lahy teo ambonin’ ny vato iray, ary Abimeleka, zanaky ny ankizivaviny, no nampanjakainareo tamin’ ny mponina ao Sekema, satria rahalahinareo izy),
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
In Context
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
Cross References
Judges 8:30Ary Gideona nanan-janaka fito-polo lahy izay naterany: fa maro vady izy.
Judges 9:5Dia nankany an-tranon-drainy tany Ofra izy ka namono ny rahalahiny fito-polo lahy, zanak’ i Jerobala, teo ambonin’ ny vato iray; ary Jotama, faralahin’ i Jerobala, no sisa velona, satria niery izy.
Psalms 109:4Ny fitiavako dia valiany fandrafiana; Fa izaho kosa dia mivavaka.