bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 9 › Bokin'ny Mpitsara 9:34
Bokin'ny Mpitsara 9:34
Dia niainga alina Abimeleka sy ny vahoaka rehetra teo aminy ka nanao otrika efa-toko tandrifin’ i Sekema,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abimelech rose up, and all the people that were with him, by night, and they laid wait against Shechem in four companies.
In Context
33Ary raha maraina, raha vao miposaka ny masoandro, dia mifohaza maraina koa ianao, ka miroata hamely ny tanàna; ary, indro, raha mivoaka hiady aminao izy sy ny vahoaka eo aminy, dia ataovy aminy izay zakan’ ny tananao.
35Dia nivoaka Gala, zanak’ i Ebeda, ka nijanona teo anoloan’ ny vavahadin’ ny tanàna; dia niroatra avy tao am-panotrehana Abimeleka sy ny vahoaka teo aminy.
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 9:34