bible.software › Bokin'ny Mpitsara › Bokin'ny Mpitsara 9 › Bokin'ny Mpitsara 9:41
Bokin'ny Mpitsara 9:41
Ary Abimeleka nonina tany Aroma; ary Zebola nandroaka an’ i Gala sy ny rahalahiny mba tsy honina any Sekema intsony.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And Abimelech dwelt at Arumah: and Zebul thrust out Gaal and his brethren, that they should not dwell in Shechem.
In Context
40Dia nanenjika azy Abimeleka, ary nandositra teo anoloany izy, ka maro ny faty niampatrampatra hatreny anoloan’ ny vavahady aza.
42Ary nony ampitson’ iny dia nivoaka ho ratsy any an-tsaha ny olona; ary nolazaina tamin’ i Abimeleka izany,
Read all of Bokin'ny Mpitsara 9
Cross References
Judges 9:28Ary hoy Gala, zanak’ i Ebeda: Iza moa Abimeleka, ary iza moa Sekema, no hotompointsika? Tsy zanak’ i Jerobala va izy? ary tsy Zebola va no lefiny? Manompoa ny taranak’ i Hamora, rain’ i Sekema; fa nahoana no hanompo io isika?
This Verse In Other Editions
Study Bokin'ny Mpitsara 9:41