Bokin'ny Fitomaniana 3:14
Tonga fihomehezan’ ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
I was a derision to all my people; and their song all the day.
In Context
13Nampitsatoka ny zana-tsipìkany tamin’ ny voako Izy.
15Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Nehemiah 4:2Ary niray tetika izy rehetra handeha hamely an’ i Jerosalema ka hanimba ny asa.
Job 30:9Ary ankehitriny efa ataony an-kira aho. Eny, efa ambentinteniny aho.
Psalms 35:15Nefa nony ho lavo kosa aho, dia faly izy ireo ka niangona; olona faraidina no nitangorona hamely ahy, nefa tsy fantatro; namiravira izy ka tsy mba nitsahatra;
Psalms 69:11Nitomany sady nifady hanina aho, dia natao latsa ho ahy izany.
Psalms 123:3Mamindrà fo aminay, Jehovah ô, mamindrà fo aminay; Fa tototry ny fanamavoana loatra izahay;
Jeremiah 20:7Jehovah ô, notaominao aho ka voataona; Nosamborinao aho ka resinao; Tonga fihomehezana mandritra ny andro aho; Izy rehetra dia maneso ahy.