The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:15

Bokin'ny Fitomaniana 3:15

Novokisany zava-mangidy aho ary nobobohany zava-mahafaty.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

He hath filled me with bitterness, he hath made me drunken with wormwood.

In Context

14Tonga fihomehezan’ ny fireneko rehetra aho sady ataony an-kira mandritra ny andro.

16Ary notorotoroiny tamin’ ny sila-bato ny nifiko, sady natsinkasinkasiny tamin’ ny lavenona aho.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 9:18Sady tsy avelany haka aina akory aho, fa vokisany zava-mangidy.

Psalms 88:4Fa diboka ny fahoriana ny fanahiko; Ary ny aiko manakaiky ny fiainan-tsi-hita.

Isaiah 51:21Koa mihainoa izao, ianao ry ilay ory sady mamo tsy amin-divay:

Jeremiah 4:18Ny alehanao sy ny asanao no nahatonga izany taminao; Izany no faharatsianao, eny, mangidy izany sady mihatra amin’ ny ainao.

Jeremiah 9:15Ary haeliko any amin’ izay jentilisa tsy fantany na fantatry ny razany izy; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.

Jeremiah 25:15Fa izao no nolazain’ i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely, tamiko: Raiso etỳ an-tanako ity kapoaky ny divay fahatezerana mirehitra ity, ka ampisotroy ny firenena rehetra izay anirahako anao.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:15

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:14Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:16 →