The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:17

Bokin'ny Fitomaniana 3:17

Ary noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko, ka efa hadinoko ny tsara.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

And thou hast removed my soul far off from peace: I forgat prosperity.

In Context

16Ary notorotoroiny tamin’ ny sila-bato ny nifiko, sady natsinkasinkasiny tamin’ ny lavenona aho.

18Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 7:7Tsarovy fa rivotra ny aiko: ary tsy hahita soa intsony ny masoko.

Isaiah 38:17Indro, tonga fiadanana ilay fahoriana mangidy dia mangidy nanjo ahy, ary ny fitiavanao no namonjenao ny fanahiko tsy hankany amin’ ny lavaka fahalevonana; Fa narianao teo ivohonao ny fahotako rehetra.

Isaiah 59:11Isika rehetra mampierona tahaka ny bera ary mitoloko tokoa tahaka ny voromailala; miandry ny rariny isika, nefa tsy misy, ary ny famonjena, nefa lavitra antsika izany.

Jeremiah 14:19Efa narianao tokoa va Joda? Efa naharikoriko ny fanahinao va Ziona? Nahoana no dia mamely anay Hianao, ka efa tsy mety sitrana izahay? Nanantena fiadanana izahay, kanjo tsy nahita asa, ary andro fanasitranana, fa indro fampitahorana.

Jeremiah 20:14Ho voaozona anie ny andro izay nahaterahako! Aoka tsy hotahina anie ny andro izay niterahan’ ineny ahy!

Zechariah 8:10Fa talohan’ izany andro izany dia tsy nisy valim-pahasasarana ho an’ ny olona, na valim-pahasasarana ho an’ ny biby fiompy; ary tsy nisy fiadanana ho an’ izay nivoaka sy izay niditra noho ny fahavalo, fa nalefako samy hifamely amin’ ny namany avy ny olona rehetra.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:17

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:16Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:18 →