Bokin'ny Fitomaniana 3:18
Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
And I said, My strength and my hope is perished from the LORD:
In Context
17Ary noroahinao tsy hahita fiadanana ny fanahiko, ka efa hadinoko ny tsara.
19Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Job 6:11Inona moa ny heriko, no hanantena aho? Ary hanao ahoana moa ny farako, no hanindry fo aho?
Psalms 31:22Isaorana anie Jehovah; fa nataony mahagaga ny famindram-pony tamiko tao an-tanàna mimanda.
Ezekiel 37:11Dia hoy Izy tamiko: Ry zanak’ olona, ireto taolana ireto dia ny taranak’ Isiraely rehetra; indreo izy manao hoe: Maina ny taolanay, levona ny fanantenanay, fongotra izahay.