Bokin'ny Fitomaniana 3:19
Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Remembering mine affliction and my misery, the wormwood and the gall.
In Context
18Dia hoy izaho: Levona ny faharetako sy ny fanantenako an’ i Jehovah.
20Tsaroan’ ny fanahiko indrindra izany, ka mitanondrika ato anatiko izy.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Nehemiah 9:32Koa ankehitriny, ry Andriamanitray ô, Andriamanitra lehibe sady mahery no mahatahotra, Izay mitandrina ny fanekenao sy ny famindram-ponao, aoka tsy ho kely eo imasonao ny fahoriana rehetra izay nanjo anay, dia ny mpanjakanay sy ny mpanapaka anay sy ny mpisoronay sy ny mpaminaninay ary ny razanay, dia ny olonao rehetra, hatramin’ ny andron’ ireo mpanjakan’ i Asyria ka mandraka androany.
Psalms 89:47Mandra-pahoviana, Jehovah ô? Hiery mandrakizay va Hianao? Mirehitra tahaka ny afo va ny fahatezeranao?
Psalms 132:1Fihirana fiakarana. Jehovah ô, tsarovy Davida Noho ny fiahiany rehetra,
Lamentations 3:5Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ ny zava-mangidy sy ny fahoriana.