The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:20

Bokin'ny Fitomaniana 3:20

Tsaroan’ ny fanahiko indrindra izany, ka mitanondrika ato anatiko izy.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

My soul hath them still in remembrance, and is humbled in me.

In Context

19Tsarovy ny fahoriako sy ny fanjenjenako, dia ny zava-mahafaty sy ny rano mangidy.

21Izany no ho eritreretiko ato am-poko, ka dia hanantena aho.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 21:6Eny, raha mahatsiaro izany aho, dia raiki-tahotra, sady toran-kovitra ny tenako:

Psalms 42:11Toy ny zavatra mahatorotoro ny taolako no fandatsan’ ny fahavaloko ahy, ka hoy izy isan’ andro: Aiza izay Andriamanitrao?

Psalms 44:25Nahoana no manafina ny tavanao Hianao, ka manadino ny fahantranay sy ny fahorianay?

Psalms 146:8Jehovah mampahiratra ny jamba Jehovah mampitraka ny mitanondrika; Jehovah tia ny marina;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:20

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:19Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:21 →