The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:26

Bokin'ny Fitomaniana 3:26

Tsara ny miandry ny famonjen’ i Jehovah amin’ ny fanginana.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

It is good that a man should both hope and quietly wait for the salvation of the LORD.

In Context

25Tsara Jehovah amin’ izay manantena Azy, dia amin’ ny olona izay mitady Azy.

27Tsara amin’ ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Genesis 49:18Ny famonjenao no andrasako, Jehovah ô!

Exodus 14:14Jehovah hiady ho anareo, fa ianareo kosa hangina.

Psalms 37:7Miantombena tsara miandry an’ i Jehovah ianao ka manantenà Azy; Aza tezitra amin’ izay ambinina amin’ ny lalany dia amin’ izay olona manao sain-dratsy.

Psalms 52:9Indro, ny lehilahy izay tsy nanao an’ Andriamanitra ho heriny; fa natoky ny haben’ ny hareny ka nikikitra tamin’ ny faharatsiany.

Psalms 62:2Andriamanitra tokoa no iantombenan’ ny fanahiko; avy aminy ny famonjena ahy.

Psalms 92:1Salamo. Tonon-kira hatao amin’ ny andro Sabata.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:26

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:25Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:27 →