Bokin'ny Fitomaniana 3:28
Aoka hanjokaiky irery izy ka hangina, raha ampitondraina izany.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He sitteth alone and keepeth silence, because he hath borne it upon him.
In Context
27Tsara amin’ ny olona ny mitondra zioga, raha mbola tanora izy.
29Aoka hanohoka ny vavany eo amin’ ny vovoka izy, angamba hisy hantenaina.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Job 23:2Mbola atao ho fikomianao ihany ny fitarainako; Ny tanana mamely ahy dia mitambesatra amin’ ny fisentoako.
Psalms 39:10Mangìna aho ka tsy miloa-bava fa ianao no nanao izao.
Jeremiah 15:17Izaho tsy nipetraka na nifaly teo amin’ ny fivorian’ ny mpikorana, nitoetra irery aho noho ny fihazonan’ ny tananao ahy, fa nofenoinao fahatezerana aho.