Bokin'ny Fitomaniana 3:31
Fa tsy hanary mandrakizay ny Tompo;
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
For the Lord will not cast off for ever:
In Context
30Aoka hanolotra ny takolany ho amin’ izay mamely azy izy ka ho feno latsa.
32Eny fa na dia mampahory aza Izy, dia mbola hiantra ihany araka ny haben’ ny famindram-pony.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
1 Samuel 12:22Fa Jehovah tsy hahafoy ny olony noho ny anarany lehibe, satria sitrak’ i Jehovah ny nanaovany anareo ho olony.
1 Kings 11:39Ary hampietry ny taranak’ i Davida kosa Aho noho izany, nefa tsy ho mandrakizay.
Psalms 94:14Fa Jehovah tsy mba hanary ny olony, Ary ny lovany tsy hafoiny.
Isaiah 27:8Tamin’ ny nandroahany azy dia voafetra no niadiany taminy; Nokororohiny tamin’ ny rivony mahery izy tamin’ ny andron’ ny rivotra avy any atsinanana.
Isaiah 57:16Fa tsy hifandahatra mandrakariva Aho ary tsy ho tezitra mandrakizay; Fandrao ho reraka eo anatrehako ny fanahy, dia ny aina izay nataoko.
Jeremiah 32:40dia hanao fanekena mandrakizay aminy Aho, dia ny tsy hitsaharako amin’ ny fanasoavako azy; ary ny fahatahorana Ahy dia hataoko ao am-pony kosa, mba tsy hialany amiko.