Bokin'ny Fitomaniana 3:36
Ny famadihana ny adin’ ny olona, dia samy tsy sitraky ny Tompo.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
To subvert a man in his cause, the Lord approveth not.
In Context
35Ny familiana ny rariny amin’ ny olona eo anatrehan’ ny Avo Indrindra,
37Iza moa no miteny, ka dia mahatonga izany, raha tsy zavatra efa nodidian’ ny Tompo?
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Deuteronomy 25:1Raha misy olona manana ady ka mankeo amin’ ny fitsarana ary tsarain’ ny mpitsara, dia aoka hohamarininy izay marina ary hohelohiny kosa izay meloka.
Psalms 94:5Ny olonao, Jehovah ô, torotoroiny, Ary ny lovanao ampahoriny;
Isaiah 59:15Eny, tsy eo ny fahamarinana; ary izay mifady ny ratsy dia hoatra ny manolo-tena hobabom’ ny sasany. Ary hitan’ i Jehovah ny tsi-fisian’ ny rariny, ka nataony fa ratsy izany;
Lamentations 3:59Jehovah ô, hitanao ny fitsarana miangatra natao tamiko, ka mba tsarao ny adiko.