Bokin'ny Fitomaniana 3:4
Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
My flesh and my skin hath he made old; he hath broken my bones.
In Context
3Izaho ihany no asian’ ny tànany mandritra ny andro mandrakariva.
5Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Job 30:30Efa mainty ny hoditro sady miendakendaka, ary efa karankaina noho ny hafanana ny taolako.
Psalms 31:9ary tsy mba nangeja ahy teo an-tànan’ ny fahavalo; fa efa nampitoetra ny tongotro eo amin’ ny malalaka Hianao.
Psalms 38:2Jehovah ô, aza ny fahatezeranao no ananaranao ahy; ary aza ny fahaviniranao no amaizanao ahy.
Psalms 102:3Aza manafina ny tavanao amiko amin’ ny andro fahoriako; Atongilano amiko ny sofinao; Amin’ ny andro itarainako dia faingàna hamaly ahy.
Jeremiah 50:17Ondry iray voavily ny Isiraely, Liona no nanenjika azy; Voalohany dia ny mpanjakan’ i Asyria no nandany azy. Ary farany dia ity Nebokadnezara, mpanjakan’ i Babylona, ity no nanapatapaka ny taolany.