The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:41

Bokin'ny Fitomaniana 3:41

Aoka hasandratsika amin’ Andriamanitra any an-danitra ny fontsika sy ny tanantsika.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Let us lift up our heart with our hands unto God in the heavens.

In Context

40Aoka isika handinika sy hamantatra ny alehantsika ka hiverina indray amin’ i Jehovah.

42Izahay efa nanota sy nanao ditra, ary Hianao kosa tsy namela heloka.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Job 11:13Raha ampanatrehinao Azy ny fonao, ary atantinao aminy ny tananao,

Psalms 28:2Mihainoa ny feon’ ny fifonako, raha mitaraina aminao aho, raha manandratra ny tanako ho amin’ ny fitoeranao masìna indrindra aho.

Psalms 86:4Ampifalio ny fanahin’ ny mpanomponao; Fa Hianao, Tompo ô, no ananganako ny fanahiko.

Psalms 141:2Aoka hankeo anatrehanao mandrakariva toy ny ditin-kazo manitra ny fivavako, Ary ho toy ny fanatitra hariva ny fanandratako ny tanako.

Isaiah 57:15Fa izao no lazain’ ny Iray avo sy manerinerina, izay monina mandrakizay, masìna no anarany: Ao amin’ ny fitoerana avo sy masìna no onenako, ary ao amin’ ny torotoro fo sy ny manetry tena, hamelombelona ny fanahin’ ny manetry tena sy hamelombelona ny fon’ ny torotoro fo;

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:41

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:40Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:42 →