Bokin'ny Fitomaniana 3:44
Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast covered thyself with a cloud, that our prayer should not pass through.
In Context
43Nisarona fahatezerana Hianao ka nanenjika anay; eny, novonoinao izahay, fa tsy niantranao.
45Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan’ ny firenena izahay.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Psalms 80:5Jehovah, Andriamanitry ny maro ô, mandra-pahoviana no hanetroka amin’ ny fivavaky ny olonao ny fahatezeranao?
Jeremiah 14:11Dia hoy Jehovah tamiko: Aza mivavaka ho an’ ity firenena ity hahasoa azy.
Lamentations 2:1Indrisy! Ziona zanakavavy dia saronan’ ny Tompo rahona amin’ ny fahatezerany; Nazerany avy tany an-danitra ho amin’ ny tany ny reharehan’ ny Isiraely, Ary tsy tsaroany ny fitoeran-tongony tamin’ ny andro fahatezerany!
Zechariah 7:13Koa toy ny niantsoan’ ireny, fa tsy nohenoiny, dia ho toy izany no hiantsoany kosa, fa tsy hohenoiko, hoy Jehovah, Tompon’ ny maro;