The Bible Software
bible.software › Bokin'ny Fitomaniana › Bokin'ny Fitomaniana 3 › Bokin'ny Fitomaniana 3:45

Bokin'ny Fitomaniana 3:45

Nataonao tahaka ny fakofako sy ny zavatra nariana teo afovoan’ ny firenena izahay.

Baiboly Malagasy (1865)

In The King James Version

Thou hast made us as the offscouring and refuse in the midst of the people.

In Context

44Nisarona rahona Hianao, ka dia voasakana ny vavaka.

46Ny fahavalonay rehetra misanasana vava aminay.

Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3

Cross References

Deuteronomy 28:37Dia ho figagana sy ohabolana ary ho ambentinteny ianao any amin’ ny firenena rehetra izay hitondran’ i Jehovah anao.

Lamentations 2:15Miteha-tanana anao izay rehetra mandalo eny an-dalana; Misitrisitra sy mihifikifi-doha amin’ i Jerosalema zanakavavy izy ka manao hoe: Ity va ilay tanàna nataony hoe Tena fahatsaran-tarehy Fifalian’ ny tany rehetra?

Lamentations 4:14Niraparapa toy ny jamba teny an-dalambe izy, sady voahosin-drà ny tenany, ka tsy nisy sahy nikasika ny akanjony.

This Verse In Other Editions

King James VersionBíblia Portuguesa MundialLuther Bibel (Deutsch)Bible Louis Segond (Français)Библия (Русский)新标点和合本성경 (한국어)الكتاب المقدس باللغة العربية، فان دايكBibbia Diodati (Italiano)Kinh Thánh (Tiếng Việt)Biblia Cornilescu (Română)Polish Biblia Gdanska (1881)Statenvertaling (Nederlands)

Study Bokin'ny Fitomaniana 3:45

Matthew HenryJamieson-Fausset-BrownAdam ClarkeJohn WesleyJohn CalvinKeil and DelitzschScofieldFamily Bible NotesGeneva Bible Notes (1599)
← Bokin'ny Fitomaniana 3:44Bokin'ny Fitomaniana 3Bokin'ny Fitomaniana 3:46 →