Bokin'ny Fitomaniana 3:5
Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He hath builded against me, and compassed me with gall and travail.
In Context
4Nataony antitra ny nofoko sy ny hoditro, notapatapahiny ny taolako.
6Ampitoeriny ao amin’ ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Psalms 69:21Ny latsa dia nanorotoro ny foko ka reraka indrindra aho; ary niandry antra aho, fa tsy nisy, sy mpanony fa tsy nahita.
Jeremiah 9:15Ary haeliko any amin’ izay jentilisa tsy fantany na fantatry ny razany izy; Ary hampanenjehiko azy ny sabatra ambara-pandaniko azy.
Lamentations 3:7Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.