Bokin'ny Fitomaniana 3:6
Ampitoeriny ao amin’ ny maizina toy izay efa maty fahagola aho.
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
He hath set me in dark places, as they that be dead of old.
In Context
5Manorina izay hamelezany ahy Izy ary manemitra ahy amin’ ny zava-mangidy sy ny fahoriana.
7Nofefeny manodidina aho ka tsy afa-nivoaka, nataony mavesatra ny gadrako.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Psalms 88:5Natao ho isan’ izay midìna any an-davaka aho Ary efa tahaka izay tsy manan-kery;
Psalms 143:7Faingàna hamaly ahy, Jehovah ô, fa reraka ny fanahiko; Aza manafina ny tavanao amiko, Fandrao ho tahaka izay midìna any am-pasana aho.