Bokin'ny Fitomaniana 3:61
Jehovah ô, efa renao ny latsa ataony, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy,
Baiboly Malagasy (1865)
In The King James Version
Thou hast heard their reproach, O LORD, and all their imaginations against me;
In Context
60Hitanao ny famalian-dratsy rehetra ataon’ ireo, dia ny saina rehetra entiny mamely ahy
62Dia ny molotr’ izay mitsangana hanohitra ahy sy ny saina ataony mandritra ny andro hamelezana ahy.
Read all of Bokin'ny Fitomaniana 3
Cross References
Psalms 89:50Tompo ô, aiza ny famindram-ponao fahiny, Izay nianiananao tamin’ i Davida tamin’ ny fahamarinanao?
Lamentations 3:30Aoka hanolotra ny takolany ho amin’ izay mamely azy izy ka ho feno latsa.
Zephaniah 2:8Efa reko ny fandatsan’ i Moaba Sy ny fanaratsian’ ny taranak’ i Amona, Izay nandatsany ny oloko Sy nireharehany teny amin’ ny sisin-taniny.